Envoyer à un ami
Mon adresse e-mail :
Adresse email incorrect
Mon prénom et mon nom :
Remplir votre nom et prénom
L'adresse e-mail de mon ami(e) :
Adresse email incorrect
Commentaire pour mon ami(e) :
Mail envoyé avec succès.
Actualité Madagascar » Malagasy » Antananarivo
Antananarivo
Ezahina hatsaraina ny fotodrafitrasa
Mijery akaiky ny andavanandron’ny mponin’Antananarivo ny PDS Edgard Razafindravahy (SARY Mamy Mael)
Tsy afa-miala amin'ny fiainan'ny mponina ny fotodrafitrasa. Nanome toky hamita izany mandritra ny fitantanany ny filohan'ny delegasiona manokana mitantana an'Antananarivo, Edgard Razafindravahy.
Mitsinjo ny mponina. « Tsy maintsy
tsinjovina izay mahasoa ny mponina toy ny lalan-kely sy toerana fanasan-damba, paompin-drano ary sekoly. Hiezaka hanamboatra ary hovitaina mandritra ny fotoana itantanana ny tanàna izany satria isan'ny tafiditra amin'ny famerenana indray ny hasin'ny mponina sy ny hasin'ny tanàna. Ny mahakasika ireo arabe simba indray dia efa nanomboka tamin'ny tapa-bolana ny fanamboarana izany ary ato ho ato dia hisy ny fifanarahana fiaraha-miasa amin'ireo mpiara-miombon'antoka mba hanamboarana ara-potoana ireo lavaka
eny amin'ny lalana », hoy ny filohan'ny delegasiona
manokana mitantana ny tanàn'Antananarivo, Razafindravahy Edgard, nandritra ny fotoana nitsidihany ireo traboina sy nanolorany fanampiana azy ireo ary ny nanolorany fotodrafitrasa ny mponina teny amin'ny fokotanin'i Tsiadana omaly.
Lalan-kely mirefy 66 metatra vita amin'ny simenitra mafy amin'ny sakany iray metatra sy 20 izay mitentina 1 992 000 ariary no natolotry ny kaominina tamin'ny fomba ofisialy tamin'ny alalan'ny tompon'andraikitra voalohany tamin'izany. Tamin'ny alalan'ny fiaraha-miasan'ny kaominina sy ny « 3 P » no nahatanteraka izany.
Afa-pahasahiranana
Tsiky sy hafaliana ary fankasitrahana sy fisaorana no nasetrin'ireo tompon'andraikitra sy ireo mponina teny Tsiadana nanoloana izany fanamboaran'ny kaominina Antananarivo ny lalan-kely nampijaly ny mponina efa hatry ny ela izany. « 50 taona izay ny mponina teto aminay no niaina tanaty lalan-dratsy sy fotaka isaky ny fotoam-pahavaratra. Nanomboka afa-pahasahiranana tanteraka anefa izahay tamin'ny nahatongavan'ny Pds-n'Antananarivo, Edgard Razafindravahy teo amin'ny fitondrana ny tanàna. Isaorana eram-po eran-tsaina izy manoloana izany satria lalan-kely efa an-kilaometatra maro izay no efa vitan'ny
kaominina teto amin'ny fokontany misy anay », hoy Ravelomanantsoa Solohery Harison, sefo fokontany eny Tsiadana.
« Nampijaly anay efa hatry ny ela tokoa ity lalana ity satria sady mamotaka be no malama. Hivezivezy finaritra amin'io amin'izay izahay manomboka izao », hoy kosa Randriamampionona Haga, renim-pianakaviana iray monina eny an-toerana.

Tra-boina nahazo fanampiana
Tsy nanadino fa nahatsiaro ary nitondra izay voatsirambin'ny tanany ho fanampiana ireo fianakaviana tra-boina vokatry ny hain-trano teny amin'ny fokontany Tsiadana ny kaominina Antananarivo. Vary, savony, bodofotsy, kahie, labozia, tsaramaso, jiro mandeha amin'ny vatoharatra no natolotry ny kaominina vonjimaika ho an'ireo fianakaviana ahitana olona miisa 16 tamin'izany.
« Mankahery anareo manoloana ny voina nitranga taminareo
izahay avy ao amin'ny tanànan' Antananarivo ary avy mitondra fanampiana anareo », hoy ny filohan'ny delegasiona manokana mitantana an' Antananarivo, Razafindravahy Edgard nanoloana ny fahasahiranan'ireo tra-boina.
« Zava-dehibe ho anay sy eo amin'ny fiainanay izay niharam-boina tokoa izao fihetsika ataonareo izao ka ankasitrahana. Mahefa be amin'ny adidy atao tompoko ary dia mirary soa indrindra », hoy kosa ny solon-tenan'ireo tra-boina teny an-toerana nanoloana izany fihetsika mitsinjo ny madinika nataon'ny kaominina Antananarivo izany.
Volana Rakotoharimanana
Réagissez
L'Express se réserve de publier ou pas vos réactions.
3000 caractères restants
Déjà abonné
Adresse mail:
Mot de passe:
Pas encore inscrit sur le site
s'inscrire ici
  • [ N° 5198 - 13/04/2012 ]
    Asa any Liban - Mifanipa-kevitra ny ministera sy ny sendika
  • [ N° 5197 - 12/04/2012 ]
    Fambolena - Ratsy ny voka-bary Vakiambiaty
  • [ N° 5196 - 11/04/2012 ]
    Fanitarana lalan-jotra - Tsy mifanaraka ny kaoperativa
  • [ N° 5195 - 10/04/2012 ]
    Fitsangatsanganana - Tomefy olona Analakely sy Ambohijatovo ary Masay
  • [ N° 5194 - 07/04/2012 ]
    Fanjifana - Hampianarina hisafidy sakafo
  • [ N° 5193 - 06/04/2012 ]
    Fenoartivobe Bongolava - Iray volana ny fialantsasa-piterahan’ireo mpampianatra
  • [ N° 5192 - 05/04/2012 ]
    Antohomadinika - Ankizy 306 nomena kopia
À voir aussi dans L'Express de Madagascar aujourd'hui
L’arbitrage de la SADC sollicité
Acculée, la mouvance Ravalomanana, tente d’interpeller la SADC. Elle prend le risque de jouer sa participation au processus de sortie de crise.
Vulgarisation des matériels d'irrigation
Des agences de l'entreprise Innovagri sont actuellement opérationnelles dans la région du Vakinankaratra. Ils vulgarisent des matériels de micro irrigation
Des écoles publiques défavorisées
Les élèves de certains établissements publics sont pénalisés pour la grève des enseignants. Le programme pourrait ne pas être bouclé.
Madagascar débute avec la Nouvelle Calédonie
Ce jour, les boulistes malgaches affrontent la Nouvelle Calédonie dans la Coupe des Confédérations. Les joueurs affichent l’optimisme.
Actualité Madagascar » Malagasy » Antananarivo
Nos autres Titres

Sortie de crise
Tout sur l'éléction 2013

 

Chaque semaine, un sujet spécifique sera traité avec plus de spécificité, en tirant sur les textes législatifs et règlementaires, des inter­views et des reportages.

Presse
Code de déontologie des publications de L'Express de Madagascar

 

Puisque la liberté de la presse découle de deux droits humains fondamentaux, la liberté d’expression et le droit à l’information, elle nous donne des droits. Droits que nous ne saurons séparer des devoirs et responsabilités inhérents à la profession du journaliste. Le respect des droits d’autrui, les valeurs démocratiques, l’ordre public et le bien-être général sont les seules limites que nous nous imposons. Le code de déontologie du Groupe L’Express de Madagascar que nous présentons aujourd’hui, à l’occasion de la Journée mondiale de la liberté de la presse, définit les grandes lignes des principes que nous nous efforçons de respecter dans l’exercice de notre métier.

A lire aussi
Tout est prétexte
Revenir sur les lieux de son enfance et se prendre en pleine figure une distorsion d'échelle : les terrains de jeux qui nous paraissaient si immenses, du haut de notre toise de nain de jardin, semblent incompréhensiblement minuscules. Comment ai-je pu me faufiler entre ces deux murets ? Comment cette frêle branche a pu supporter le poids de mes acrobaties ? Et comment ai-je pu confondre ce tertre avec l'altitude himalayesque d'une falaise que j'aurais franchie d'un saut, toujours héroïque, dans le « vide » ?« Vieux tombeaux écroulés, sous l'injure du temps », déclamait Rabearivelo. La nostalgie, ce sont également les souvenirs rattachés à ceux qui dorment de leur dernier sommeil. Et ces herbes hautes qui semblent nous dissuader de revenir trop souvent à moins de la commission sérieuse du « manatitra maloto », expression dont usent les « valala mpiandry fasana » (habitants des villages affectés à la garde des tombeaux de ceux dont les ancêtres sont montés à la Capitale) quand ils raillent les visites épisodiques au « tanindrazana », le temps d'un enterrement. Le mood du moment. Humeur que m'inspira le dernier séjour à « La Résidence sociale d'Antsirabe ». Et tout d'abord, un nom qui nécessite impérativement un rebranding immédiat. Le mot « social » n'est pas tout à fait en accord avec la politique des prix pratiqués et n'était-ce ma vieille connaissance des lieux, conjuguée à l'urgence de trouver un hébergement dans la Ville d'Eaux envahie par le week-end pascal, je me serais méfié d'une connotation « cheap » que peut laisser supposer ce genre de vocable aux antipodes d'une approche commerciale. Le dernier « Tana Planète », dédié à Antsirabe, parle de « Résidence sociale ». Ce que confirme la plaque rouillée à l'entrée du parc. Le site Web des Français de l'Océan Indien suggère déjà « La Résidence » entre guillemets. « Maison du Colon », « Maison de retraite », à moins que ce ne soit la « Maison de retraite des vieux colons d'Antsirabe », inaugurée en 1934 sous la direction des sœurs franciscaines. Son architecture relève du même cachet que l'Hôtel des Thermes, la gare d'Antsirabe ou la Poste. Signature architecturale de son époque, et qui continue de nous parler. Trente ans que je n'étais pas passé. Le temps d'apprendre à monter à vélo dans les allées du parc et de ne plus oublier les leçons d'un petit vieux mort depuis longtemps. Ni Wifi, ni télé satellite : restent les livres de la Réception. Et, eurêka, le premier numéro de « Taarifa », la revue des archives départementales de Mayotte, d'avril 2009. C'est bien simple, pendant que les Comoriens viennent sonder nos archives nationales pour certains pans de leur histoire, notre bibliothèque, pour ainsi mère, n'a toujours pas sa revue professionnelle. Pire, pendant que nous entrions dans une crise politique et morale sans fin, là-bas, ils entamaient un cycle vertueux. La lecture acheva de me mettre en mode nostalgie. Mon savoir a d'abord été livresque. Les voyages, qui étaient censés former ma jeunesse, ne vinrent que bien après, confirmer ou relativiser, mais toujours à l'aune de la première impression littéraire. Un jour, à son tour, viendra où je pourrais constater sur place que « le malgache de Mayotte est l'objet de discrimination en tant que langue des envahisseurs, des sauvages, des impurs » (Ibrahim Soibahaddine Ramadani, Le Nord-Ouest malgache à Mayotte, p.35). Un autre jour, à son tour également, surprendre ce qu'il reste d'omanienne sur l'île de Zanzibar, derrière la révolution tanzanienne, et au Sultanat ce qui sera resté authentique au-delà de la vulgarisation touristique : « Sur toute la côte orientale d'Afrique, le mot Manga, qui désigne le Nord, signifie également "le pays du Nord" et plus particulièrement l'Oman » (Alain Clockers, Les Comoriens de Zanzibar en 1936, page 101, note 29). Et un autre jour, encore, faire le tour de tous ces « Mahabo » : celui du pays sakalava, que j'associe aux amours de Radama et de Rasalimo ; celui de la RN4, près d'Andriba, aux confins de l'Imerina et du Sakalava ; celui de Mamoudzou, mausolée de « Ndramanyavakarivu », de son vivant Andriantsoly. Week-end studieux. La Chronique ne voyage jamais impunément, tout lui est prétexte. 
Corps expéditionnaire contre autorité civile en 1896
A Madagascar, après avoir employé les mots « protection » en 1885, « protectorat et toutes ses conséquences » ...
Madaplus
Consultations