Envoyer à un ami
Mon adresse e-mail :
Adresse email incorrect
Mon prénom et mon nom :
Remplir votre nom et prénom
L'adresse e-mail de mon ami(e) :
Adresse email incorrect
Commentaire pour mon ami(e) :
Mail envoyé avec succès.
Actualité Madagascar » Malagasy » Antohomadinika
Antohomadinika
Ankizy 306 nomena kopia
Ankizy latsaky ny 18 taona avy amin'ny fokontany dimy tao amin'ny boriborintany I no nahazo soram-piankohonana maimaimpoana teny Antohomadinika, omaly (Sary Mamy Mael)
Mbola tsy manana soram-piankohonana ara-dalàna ny 75%-n'ny mponina. Manatanteraka ny « Ezaka kopia ho an'ny ankizy » ny kaominin'Antananarivo.
Tsy manana ny hoenti-manana. Sahirana amin' ny fanamboarana ny soram-piankohonan-janany ny mponina eny Antoho­madinika sy ny manodidina. Eny amin'ny renin-jaza ny ankamaroan'ireo renim-pianakaviana no miteraka noho ny fahasahiranana. Maro noho izany ny ankizy latsaky ny 18 taona no tsy manana izany soram-piankohonana izany, eny amin'ireo fokontany dimy eny Antoho­madinika ao anatin'ny boriborintany I.
Izany no nivoitra nandritra ny fizarana soram-piankohonana maimaimpoana ho an'ny ankizy miisa 306 avy amina fianakaviana sahirana ao anatin'ireo fokontany ireo, omaly. Tamin'ny alalan'ny « Ezaka kopia ho an'ny ankizy » no nanatanterahana izany.
Tetik’asa iombonana
Izy ity dia tetik'asa iarahan'ny kaominin' Anta­nanarivo-renivohitra miombon'antoka amin' ny minisiteran'ny Atitany sy fikambanana samihafa. Ho fampihenana ny tahan'ny fahantrana sy mba hiakaran'ny hasin'ny maha-olom-pirenena amin'ny ankapobeny no nanaovana izany hetsika izany.
« Tsy nahaloa ny vola notakian'ilay renin-jaza nampiteraka ny vadiko aho, kanefa izy no tokony nanome ny taratasy anamboarana ny kopian-janako tamin'ny 2009, ka lasa tsy nanana izany izy raha tsy vao izao », hoy Ravalohery Nary, mponina eny Antoho­madinika-afovoany.
« Tsy nanana ny ampy niterahana teny amin'ny tobim-pitsaboana aho ka niteraka tany amin'ny renin-jaza. Vokatr'izay dia tsy vitako ny nanamboatra kopia ho an'ny zanako vavy tokana », hoy kosa i Bakoli­arifetra Seheno, renin'i Natacha monina eny Avaratr'Antaniavo.
« Isan'ny loharanon'ny fahantrana ary iankinan'ny aim-pirenena sy ny fandrosoany ny tsy fananan'ny olona iray soram-piankohonana. Mahatratra hatrany amin'ny 75% anefa ny ankizy tsy manana ara-dalàna izany eto amintsika. Manoloana izany indrindra no nanaovana izao hetsika
Ezaka kopia ho an'ny ankizy izao », hoy Rakotomavo Serge, delegen'ny boriborintany I.
Hetsika fisoratam-panambadiana faobe ho an'ny tokantrano sahirana no ho tanterahina aoarian'ity « Ezaka kopia ho an'ny ankizy » ity.


Volana Rakotoharimanana
Réagissez
L'Express se réserve de publier ou pas vos réactions.
3000 caractères restants
Déjà abonné
Adresse mail:
Mot de passe:
Pas encore inscrit sur le site
s'inscrire ici
  • [ N° 5191 - 04/04/2012 ]
    Fiaraha-monina - Misy mpisoloky amin’ny zotra H
  • [ N° 5188 - 31/03/2012 ]
    Zotra an-drenivohitra - Hiato ka miandry dinika ny fitaterana
  • [ N° 5187 - 30/03/2012 ]
    Fanabeazana - EPP roa amboarin'ny kaominina
  • [ N° 5186 - 28/03/2012 ]
    Namontana - Olona roa voan'ny diabeta
  • [ N° 5185 - 27/03/2012 ]
    Tsimandresy Bernard - Nibaiko alika an-taonany maro
À voir aussi dans L'Express de Madagascar aujourd'hui
Les Nations unies prêtes à aider la Transition
Fatma Samoura, coordinatrice résidente du système des Nations à Madagascar, lors de sa rencontre avec la présidence, annonce une aide financière pour soutenir le Pays.
La tablette iPad 3 débarque en catimini
La nouvelle version de la tablette d'Apple est déjà disponible dans la capitale, quelques jours après sa mise sur le marché aux États-Unis. Elle se caractérise par une meilleure résolution et une qualité d’image satisfaisante.
Des ordinateurs recyclés pour Madagascar
Une entreprise réunionnaise veut mettre en place une médiathèque électronique dans les écoles malgaches. Le projet consiste par l’envoi de 200 ordinateurs recyclés.
Un 3FB-Tam sulfureux
La Super Coupe, qui devra mettre aux prises 3FB et Tam, aura finalement lieu, ce samedi au Malacam.
Actualité Madagascar » Malagasy » Antohomadinika
Nos autres Titres

Sortie de crise
Tout sur l'éléction 2013

 

Chaque semaine, un sujet spécifique sera traité avec plus de spécificité, en tirant sur les textes législatifs et règlementaires, des inter­views et des reportages.

Presse
Code de déontologie des publications de L'Express de Madagascar

 

Puisque la liberté de la presse découle de deux droits humains fondamentaux, la liberté d’expression et le droit à l’information, elle nous donne des droits. Droits que nous ne saurons séparer des devoirs et responsabilités inhérents à la profession du journaliste. Le respect des droits d’autrui, les valeurs démocratiques, l’ordre public et le bien-être général sont les seules limites que nous nous imposons. Le code de déontologie du Groupe L’Express de Madagascar que nous présentons aujourd’hui, à l’occasion de la Journée mondiale de la liberté de la presse, définit les grandes lignes des principes que nous nous efforçons de respecter dans l’exercice de notre métier.

A lire aussi
Corruption, peine capitale et grâce
Dans son Mémoire sur Madagascar à la suite d'un séjour situé vers 1750, l'Auteur Anonyme (AA) comme le désigne Barthélémy ...
Les Maligaches
Et si on était cousin ? Il n'y a pas que les Sénégalais qui sont de vieilles connaissances des Malgaches. ...
Madaplus
Consultations