Tsy manana ny hoenti-manana. Sahirana amin' ny fanamboarana ny soram-piankohonan-janany ny mponina eny Antohomadinika sy ny manodidina. Eny amin'ny renin-jaza ny ankamaroan'ireo renim-pianakaviana no miteraka noho ny fahasahiranana. Maro noho izany ny ankizy latsaky ny 18 taona no tsy manana izany soram-piankohonana izany, eny amin'ireo fokontany dimy eny Antohomadinika ao anatin'ny boriborintany I. Izany no nivoitra nandritra ny fizarana soram-piankohonana maimaimpoana ho an'ny ankizy miisa 306 avy amina fianakaviana sahirana ao anatin'ireo fokontany ireo, omaly. Tamin'ny alalan'ny « Ezaka kopia ...
Chaque semaine, un sujet spécifique sera traité avec plus de spécificité, en tirant sur les textes législatifs et règlementaires, des interviews et des reportages.
Puisque la liberté de la presse découle de deux droits humains fondamentaux, la liberté d’expression et le droit à l’information, elle nous donne des droits. Droits que nous ne saurons séparer des devoirs et responsabilités inhérents à la profession du journaliste. Le respect des droits d’autrui, les valeurs démocratiques, l’ordre public et le bien-être général sont les seules limites que nous nous imposons. Le code de déontologie du Groupe L’Express de Madagascar que nous présentons aujourd’hui, à l’occasion de la Journée mondiale de la liberté de la presse, définit les grandes lignes des principes que nous nous efforçons de respecter dans l’exercice de notre métier.