Envoyer à un ami
Mon adresse e-mail :
Adresse email incorrect
Mon prénom et mon nom :
Remplir votre nom et prénom
L'adresse e-mail de mon ami(e) :
Adresse email incorrect
Commentaire pour mon ami(e) :
Mail envoyé avec succès.
Actualité Madagascar » Malagasy » Fitaterana
Fitaterana
Hihazo an'Ankatso ny zotra 187
Hihazo an'Ankatso manomboka amin'ny 5 marsa ho avy izao ny zotra 187 miainga eny Iavoloha (Sary Hery Rakotondrazaka)
Miala eny Iavoloha ka hiasa hatreny Ankatso ny zotra 187 manom­boka amin'ny herinandro. Maro no ho afa-pahasahiranana .
Namaly hetahetam-bahoaka. Hizara roa manomboka amin'ny 5 marsa ho avy izao ny làlan'ny zotra 187 izay miainga eny Iavoloha. Izany dia noho ny fankatoavana ny fangatahany fanitarana lalan-jotra. Hihazo an'Ankatso ny zotra voalohany, raha mijanona amin'ny làlany teo aloha ihany eny amin'ny 67 ha kosa ny faharoa. Ho famaliana ny filàn'ny mponina sy mba hahafa-pahasahiranana azy ireo amin'ny ankapobeny no antony irosoana amin'izany.
« Ny fahatsapanay ny fijalian'ireo tanora mpianatra monina eny Iavoloha sy ny manodidina rehefa mamonjy ny oniversiten'Antananarivo, sy ny fangatahana nataon'izy ireo taminay ny mba hanitarana ny làlan'ny zotra no nandrisika anay nangataka izany tamin'ny tompon'andraikitra », hoy Rakotoniaina Jean Paul José, filohan'ny kaoperativa Soamiafara misy ny zotra 187.
« Nankatoavina ary nomena fahazoan-dàlana ara-dalàna hihazo an'Ankatso io zotra 187 io, rehefa hita taratra sy fantatra fa tsy manelingelina ireo zotra hafa efa miasa eny. Tsy mitovy amin'ny làlan-jotra handehanan'izy ireo tokoa ny làlany fa mianatsimo », hoy ny talen'ny fivezivezena an-drenivohitra, Ramamonjisoa Bertrand.
Mahafa-pahasahiranana
Faly manoloana izany fanitarana ny làlan'ny zotra 187 izany ny ankamaroan'ny mponina eny Iavoloha sy ny manodidina. « Tena mahafa-pahasahiranana anay ny
fandehanan'ny zotra 187 mankeny Ankatso. Mijaly loatra amin'ny fiandrasana sy ny fifindrana taksibe in-droa izahay rehefa handeha hianatra eny. Hilamina tsara amin'izay izahay manomboka izao », hoy Raharifetra Faniriantsoa, mpianatra ao amin'ny sampam-pianarana lalàna, toe-karena, fitantanana ary sosiolojia eny amin'ny oniversiten'Antananarivo, monina eny Tanjombato.
« Mahafa-po ny fisian'ny 187 miasa eny Ankatso manomboka amin'ny herinandro. 300 ariary fotsiny ihany no aloa dia efa tonga eny raha 600 ariary hatramin'izay noho ny fiampitana taksibe in-droa », hoy kosa Rarivo­nandrasana Miora, raim-pianakaviana monina eny Andoharanofotsy miasa amina orinasa tsy miankina eny Ampasanimalo.

Làlan'ny zotra 187
Iavoloha, Andoharanofotsy, Tanjombato, Ankadimbahoaka, « By-pass », Ankadindratombo, Mandroseza, Ambatoroka, Ambanidia, Ankorahoatra, Antanimora, Ampasanimalo ary Ankatso no làlan-jotra vaovaon'ny zotra 187. Iavoloha, Andoharanofotsy, Tanjombato, Ankadimbahoaka, Bd de l'Europe, Namontana, Anosibe, Andavamamba, 67 ha kosa ny làlan'ny zotra toy ny mahazatra efa niasa teo aloha. Samy mijanona ho 300 ariary avokoa ny saran-dàlana amin'izany.


Volana Rakotoharimanana
Réagissez
L'Express se réserve de publier ou pas vos réactions.
3000 caractères restants
Déjà abonné
Adresse mail:
Mot de passe:
Pas encore inscrit sur le site
s'inscrire ici
  • [ N° 5161 - 28/02/2012 ]
    Mandialaza-Andravoahangy - Nanampy akany may ny kaominina
  • [ N° 5160 - 27/02/2012 ]
    Fitaterana - Miteraka olana ny fanitarana lalan-jotra
  • [ N° 5159 - 25/02/2012 ]
    Toe-karena - Tsy manaja fotoana ny Malagasy
  • [ N° 5158 - 24/02/2012 ]
    Fitaterana - Maro ny lesoka hita amin'ireo taksibe
  • [ N° 5157 - 23/02/2012 ]
    Kolontsaina - Mihen-danja ny teny malagasy
  • [ N° 5156 - 22/02/2012 ]
    Ampefiloha-Ambodirano - Hamboarina ireo lalan-kely simba
  • [ N° 5155 - 21/02/2012 ]
    Fitaterana - Mihantona ny asa eny Androndra
À voir aussi dans L'Express de Madagascar aujourd'hui
Découvrir des jeux éducatifs en atelier pour enfants
Il reste encore quelques jours avant que les vacances de février ne se terminent. C’est toujours un casse-tête pour les parents de trouver de quoi occuper leurs enfants, surtout par ces temps pluvieux où ils ne peuvent pas jouer en plein air. Heureusement que des centres et des clubs proposent des ateliers ludiques où les enfants découvrent de nouvelles activités, mais aussi de nouveaux compagnons de jeux. Les clubs et les centres vont des magasins de jouets aux restaurants, en passant par les jardins d’enfants.
Certains médicaments manquent
Des médicaments spécialisés manquent aux usagers. L'ordre des pharmaciens explique que l'acheminement et la quantité d'importation en sont les causes.
Les Barea y croient dur
Malgré la carte de visite du Cap Vert, les Barea relèvent le défi cet après-midi. Une confiance affichée par le capitaine Johann Paul.
Vifs débats sur l'amnistie
Comme l'on pouvait s'y attendre, le gouvernement devra encore revenir à la charge pour reformuler l'épineux projet de loi sur l'amnistie.
Actualité Madagascar » Malagasy » Fitaterana
Nos autres Titres

Sortie de crise
Tout sur l'éléction 2013

 

Chaque semaine, un sujet spécifique sera traité avec plus de spécificité, en tirant sur les textes législatifs et règlementaires, des inter­views et des reportages.

Presse
Code de déontologie des publications de L'Express de Madagascar

 

Puisque la liberté de la presse découle de deux droits humains fondamentaux, la liberté d’expression et le droit à l’information, elle nous donne des droits. Droits que nous ne saurons séparer des devoirs et responsabilités inhérents à la profession du journaliste. Le respect des droits d’autrui, les valeurs démocratiques, l’ordre public et le bien-être général sont les seules limites que nous nous imposons. Le code de déontologie du Groupe L’Express de Madagascar que nous présentons aujourd’hui, à l’occasion de la Journée mondiale de la liberté de la presse, définit les grandes lignes des principes que nous nous efforçons de respecter dans l’exercice de notre métier.

A lire aussi
Ranavalona 1ère, la reine la plus controversée
Superstitieuse, autoritaire, cruelle, de volonté inflexible, xénophobe exacerbée C'est ainsi que ses contemporains dépeignent les traits de caractère de ...
Leçons de certaines choses
Quinze milliards d'euros de bénéfice: c'est ce que le groupe Volkswagena dégagé en 2011. Volkswagen, c'est, en allemand, la «voiture ...
Médiacratie
La sagesse et l'élégance veulent que quand on est mordu par un chien, on ne lui rend pas la monnaie ...
Madaplus
Consultations