Namaly hetahetam-bahoaka. Hizara roa manomboka amin'ny 5 marsa ho avy izao ny làlan'ny zotra 187 izay miainga eny Iavoloha. Izany dia noho ny fankatoavana ny fangatahany fanitarana lalan-jotra. Hihazo an'Ankatso ny zotra voalohany, raha mijanona amin'ny làlany teo aloha ihany eny amin'ny 67 ha kosa ny faharoa. Ho famaliana ny filàn'ny mponina sy mba hahafa-pahasahiranana azy ireo amin'ny ankapobeny no antony irosoana amin'izany.« Ny fahatsapanay ny fijalian'ireo tanora mpianatra monina eny Iavoloha sy ny manodidina rehefa mamonjy ny oniversiten'Antananarivo, sy ...
Chaque semaine, un sujet spécifique sera traité avec plus de spécificité, en tirant sur les textes législatifs et règlementaires, des interviews et des reportages.
Puisque la liberté de la presse découle de deux droits humains fondamentaux, la liberté d’expression et le droit à l’information, elle nous donne des droits. Droits que nous ne saurons séparer des devoirs et responsabilités inhérents à la profession du journaliste. Le respect des droits d’autrui, les valeurs démocratiques, l’ordre public et le bien-être général sont les seules limites que nous nous imposons. Le code de déontologie du Groupe L’Express de Madagascar que nous présentons aujourd’hui, à l’occasion de la Journée mondiale de la liberté de la presse, définit les grandes lignes des principes que nous nous efforçons de respecter dans l’exercice de notre métier.