Tsy tia ny azy. « Tsy resy lahatra amin'ny fampiasana ny teny malagasy izay tenin-dreniny ny fanjakana sy ireo manampahaizana eto Madagasikara. Samy amin'ny teny vahiny avokoa no handrafetana ireo lalàna maro samihafa ampiasaina sy ampiharina eto amin'ny firenena sy ireo tahirim-pahaizana tsy maintsy raketina aorian'ny fahavitan'ny fianarana », hoy Rakotomahafaly Norbert Eugène, mpanoratra boky amin'ny teny malagasy. Omaly tolakandro teny amin'ny ivon-toeran'ny asa fanaovan-gazety malagasy eny Antsakaviro no nanambarany izany. Amin'ny ankapobeny dia ny fivoaran'ny fampiasana ny teny ...
Chaque semaine, un sujet spécifique sera traité avec plus de spécificité, en tirant sur les textes législatifs et règlementaires, des interviews et des reportages.
Puisque la liberté de la presse découle de deux droits humains fondamentaux, la liberté d’expression et le droit à l’information, elle nous donne des droits. Droits que nous ne saurons séparer des devoirs et responsabilités inhérents à la profession du journaliste. Le respect des droits d’autrui, les valeurs démocratiques, l’ordre public et le bien-être général sont les seules limites que nous nous imposons. Le code de déontologie du Groupe L’Express de Madagascar que nous présentons aujourd’hui, à l’occasion de la Journée mondiale de la liberté de la presse, définit les grandes lignes des principes que nous nous efforçons de respecter dans l’exercice de notre métier.